Apokalypsy 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+
22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+