Apokalypsy 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 teo afovoan’ny lalamben’ilay tanàna. Ary nisy hazon’aina+ mamoa indroa ambin’ny folo sady namoa isam-bolana, teo amin’ny andaniny roa amin’ilay renirano.+ Ary ny ravin’ireo hazo dia ho fanasitranana ny firenena.+
2 teo afovoan’ny lalamben’ilay tanàna. Ary nisy hazon’aina+ mamoa indroa ambin’ny folo sady namoa isam-bolana, teo amin’ny andaniny roa amin’ilay renirano.+ Ary ny ravin’ireo hazo dia ho fanasitranana ny firenena.+