Josoa 15:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Nibsana, sy ilay Tanànan-tsira ary En-jedy,+ izany hoe tanàna enina mbamin’ny tanàna keliny. 2 Tantara 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy olona tonga nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amoron-dranomasina, avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, izany hoe En-jedy,+ izy ireo.”
2 Ary nisy olona tonga nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amoron-dranomasina, avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, izany hoe En-jedy,+ izy ireo.”