Genesisy 48:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+ Josoa 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+ Josoa 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy Manase: “Maro an’isa ianareo sady mahery,+ ka tsy tokony ho iray monja ny anjaranareo.+
5 Ary ankehitriny dia ho ahy izy mirahalahy,+ izay naterakao teto Ejipta talohan’ny nahatongavako teto aminao. Eny, ho ahy i Efraima sy Manase, tahaka an’i Robena sy Simeona.+
5 Ary ny sisiny atsinanana amin’ny lovan’ny taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany avy, dia i Atarota-adara,+ ka nitohy hatrany Beti-horona Ambony,+
17 Koa hoy i Josoa tamin’ny taranak’i Josefa, dia i Efraima sy Manase: “Maro an’isa ianareo sady mahery,+ ka tsy tokony ho iray monja ny anjaranareo.+