-
Ezekiela 48:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hifanila amin’ny sisin-tanin’i Joda, manomboka amin’ny sisiny atsinanana ka hatrany amin’ny sisiny andrefana, ilay fanomezana tokony homenareo. Hirefy dimy arivo sy roa alina hakiho ny sakany+ ary ny lavany kosa hitovy amin’ny lavan’ny anjara iray, manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatrany amin’ny sisiny andrefana. Ary ho eo afovoan’izy io ny toerana masina.+
-