Ezekiela 45:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary avy amin’io tany voarefy io no hakanao ampahany: Dimy arivo sy roa alina hakiho ny lavany, iray alina hakiho ny sakany. Ao no hisy ny toerana masina, dia ilay zavatra masina indrindra.+
3 Ary avy amin’io tany voarefy io no hakanao ampahany: Dimy arivo sy roa alina hakiho ny lavany, iray alina hakiho ny sakany. Ao no hisy ny toerana masina, dia ilay zavatra masina indrindra.+