Ezekiela 48:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Valo arivo sy iray alina hakiho ny manodidina. Ary izao no ho anaran’ilay tanàna, manomboka amin’io andro io: Jehovah Mihitsy no Ao.”+
35 “Valo arivo sy iray alina hakiho ny manodidina. Ary izao no ho anaran’ilay tanàna, manomboka amin’io andro io: Jehovah Mihitsy no Ao.”+