10 Amin’ny biby rehetra mifanaretsaka ao anaty rano sy ny zavamananaina* rehetra ao anaty rano, dia zava-maharikoriko aminareo ny biby tsy misy vombony sy kirany, na ao an-dranomasina izany na ao an-drenirano.
23 ka ny voninahitr’ilay+ Andriamanitra tsy mety lo dia nosoloany zavatra toy ny sarin’olona+ mety lo sy toy ny sary mampiseho vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+