2 Tantara 36:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary na ny lehiben’ny mpisorona+ rehetra sy ny vahoaka aza, dia nivadika tamin’Andriamanitra, ka nanao ny zava-maharikoriko+ rehetra fanaon’ireo firenena. Koa nolotoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah, izay nohamasininy tao Jerosalema.+
14 Ary na ny lehiben’ny mpisorona+ rehetra sy ny vahoaka aza, dia nivadika tamin’Andriamanitra, ka nanao ny zava-maharikoriko+ rehetra fanaon’ireo firenena. Koa nolotoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah, izay nohamasininy tao Jerosalema.+