-
Deoteronomia 31:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Fantatro tsara mantsy fa tsy maintsy hanao ratsy+ ianareo rehefa maty aho, ary azo antoka fa hivily hiala amin’ny lalana nandidiako anareo ianareo. Dia tsy maintsy hisy loza+ hanjo anareo any am-parany, satria ianareo hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah mba hampahatezitra azy noho ny asan’ny tananareo.”+
-