Ezekiela 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa nandeha izy ireo, dia reko ny feon’ny elany, izay toy ny feon’ny rano be,+ toy ny feon’Ilay Mahery Indrindra, toy ny feon’ny vahoaka be mitabataba,+ toy ny feon’ny miaramila mitoby.+ Nampidinin’izy ireo ny elany rehefa nijanona izy ireo. Ezekiela 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nanainga ny elany ny kerobima,+ ary teo anilany ireo kodiarana.+ Ary terỳ ambonin’izy ireo+ ny voninahitr’ilay+ Andriamanitry ny Israely.
24 Rehefa nandeha izy ireo, dia reko ny feon’ny elany, izay toy ny feon’ny rano be,+ toy ny feon’Ilay Mahery Indrindra, toy ny feon’ny vahoaka be mitabataba,+ toy ny feon’ny miaramila mitoby.+ Nampidinin’izy ireo ny elany rehefa nijanona izy ireo.
22 Dia nanainga ny elany ny kerobima,+ ary teo anilany ireo kodiarana.+ Ary terỳ ambonin’izy ireo+ ny voninahitr’ilay+ Andriamanitry ny Israely.