Ezekiela 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy tanan’olombelona tao ambany elatr’izy ireo, teo amin’ny lafiny efatra.+ Samy nanana tarehy sy elatra izy efatra.+
8 Nisy tanan’olombelona tao ambany elatr’izy ireo, teo amin’ny lafiny efatra.+ Samy nanana tarehy sy elatra izy efatra.+