Apokalypsy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nahita aho, ary nahare voromahery+ nanidina teny afovoan’ny lanitra,+ niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay monina eny ambonin’ny tany noho ny amin’ny feon’ny trompetra sisa efa hotsofin’ny anjely telo!”+
13 Ary nahita aho, ary nahare voromahery+ nanidina teny afovoan’ny lanitra,+ niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay monina eny ambonin’ny tany noho ny amin’ny feon’ny trompetra sisa efa hotsofin’ny anjely telo!”+