Ezekiela 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nandeha ireo zavamananaina, dia nandeha teo anilany koa ireo kodiarana. Ary rehefa niakatra niala tamin’ny tany ireo zavamananaina, dia niakatra koa ireo kodiarana.+
19 Rehefa nandeha ireo zavamananaina, dia nandeha teo anilany koa ireo kodiarana. Ary rehefa niakatra niala tamin’ny tany ireo zavamananaina, dia niakatra koa ireo kodiarana.+