Deoteronomia 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Handre izany ny Israely rehetra, dia hatahotra ka tsy hanao zava-dratsy toy izany intsony eo aminareo.+ 2 Petera 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+
11 Handre izany ny Israely rehetra, dia hatahotra ka tsy hanao zava-dratsy toy izany intsony eo aminareo.+
15 Ary nandao ny lala-mahitsy izy ireo ka nania, sady nanaraka ny lalan’i Balama+ zanak’i Beora. Tia karama azo tamin’ny fanaovan-dratsy mantsy i Balama.+