Ezekiela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Kely sisa dia hampihatra ny fahatezerako aminao aho,+ ary hanampatra ny fahavinirako aminao,+ ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao. Ezekiela 36:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa nanampatra ny fahatezerako tamin’izy ireo aho, noho ny ra nalatsany tao amin’ilay tany,+ izay nolotoiny tamin’ireo sampiny maharikoriko.+
8 “‘Kely sisa dia hampihatra ny fahatezerako aminao aho,+ ary hanampatra ny fahavinirako aminao,+ ka hitsara anao araka izay nataonao,+ ary hataoko mizaka ny vokatry ny zava-maharikoriko rehetra nataonao ianao.
18 Koa nanampatra ny fahatezerako tamin’izy ireo aho, noho ny ra nalatsany tao amin’ilay tany,+ izay nolotoiny tamin’ireo sampiny maharikoriko.+