4 Dia avelako hikiribiby amin’ny heviny i Farao+ ka tsy maintsy hanenjika an’ireo izy. Koa hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra.+ Ary ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah.”+ Dia nataon’ny zanak’Israely izany.
4 Tsy hiantra anao ny masoko+ ary tsy hangoraka anao aho, fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ianao, ary ho tsapanao fa mivaly aminao ny vokatr’ireo zava-maharikoriko nataonao.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+