FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?”+ Dia hoy izy: “Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony, sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano, ary ho lao ny tany,+

  • Jeremia 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka higagan’ny olona. Ary ireo firenena ireo kosa hanompo ny mpanjakan’i Babylona fitopolo taona.”’+

  • Ezekiela 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary haninjitra ny tanako hamely azy ireo aho+ ka hataoko lao tsy misy mponina ny taniny any amin’izay rehetra onenan’izy ireo, eny, ho lao mihoatra noho ilay tany efitra any akaikin’i Dibla. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara