Deoteronomia 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Hosea 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy noeritreretiny+ anefa fa izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay mamy ary menaka. Ary izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be, sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’ny fivavahana tamin’i Bala.+
13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Hosea 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy noeritreretiny+ anefa fa izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay mamy ary menaka. Ary izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be, sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’ny fivavahana tamin’i Bala.+
8 Tsy noeritreretiny+ anefa fa izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay mamy ary menaka. Ary izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be, sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’ny fivavahana tamin’i Bala.+