FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ratsy fanahy ny olona tao Sodoma sady nanota be tamin’i Jehovah.+

  • Genesisy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa hoy i Jehovah: “Tena mafy tokoa ny fitarainana momba an’i Sodoma sy Gomora,+ ary tena mavesatra ny fahotan’izy ireo.+

  • Genesisy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary niantsoantso izy rehetra sady niteny tamin’i Lota hoe: “Aiza ireo lehilahy nankao aminao androany alina? Avoahy atỳ aminay izy mba hanaovanay firaisana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara