12 Ary hoy izy tamin’ireo: “Mamelà ahy hanao ankamantatra aminareo.+ Koa raha holazainareo amiko ny valiny ao anatin’ny fito andro+ anaovana ny fanasambe, ka hitanareo tokoa ny valiny, dia homeko akanjo anatiny telopolo sy fitafiana telopolo ianareo.+