Isaia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ny lanitra hihaino,+ ary aoka ny tany hanongilan-tsofina, fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+ nefa nikomy tamiko izy ireo.+ Ezekiela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa na hihaino+ izy ireo na tsia,+ fa taranaka mpikomy+ izy, dia ho fantany tokoa fa efa nisy mpaminany teo aminy.+ Ezekiela 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+ Ezekiela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ry zanak’olona, tsy nanontany anao ve ny taranak’Israely, izay taranaka mpikomy,+ hoe: ‘Inona ity ataonao?’
2 Aoka ny lanitra hihaino,+ ary aoka ny tany hanongilan-tsofina, fa izao no nolazain’i Jehovah: “Efa nitaiza sy nahalehibe zanaka aho,+ nefa nikomy tamiko izy ireo.+
5 Koa na hihaino+ izy ireo na tsia,+ fa taranaka mpikomy+ izy, dia ho fantany tokoa fa efa nisy mpaminany teo aminy.+
9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+
9 “Ry zanak’olona, tsy nanontany anao ve ny taranak’Israely, izay taranaka mpikomy,+ hoe: ‘Inona ity ataonao?’