Deoteronomia 28:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+ 1 Samoela 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no mampahantra+ sy mampanan-karena,+Izy no mampietry sy manandratra.+
43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+