Salamo 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay mandeha tsy misy tsiny+ sy manao ny marina+Ary milaza ny marina ao am-pony.+