18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amim-behivavy tonga fotoana ka mampiharihary ny fitanjahan-dravehivavy, dia mampihanjahanja ny faritra nivoahan’ny ran-dravehivavy izy, ary ravehivavy koa mampiharihary ny faritra nivoahan’ny rany.+ Koa samy haringana tsy ho eo amin’ny fireneny izy roa.