Levitikosy 25:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa aza mifanambaka raha mivarotra na mividy zavatra amin’ny namanareo.+ Ohabolana 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Manota izay manao tsinontsinona ny namany,+ fa sambatra kosa izay miantra ny ory.+