Deoteronomia 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony. Isaia 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hitovy ihany ny hanjo ny vahoaka sy ny mpisorona, ny mpanompo sy ny tompony, ny mpanompovavy sy ny tompovaviny, ny mpividy sy ny mpivarotra, ny mpampisambo-bola sy ny mpisambotra, ary ny mpampanjana-bola sy ny mpandoa zanabola.+
19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony.
2 Koa hitovy ihany ny hanjo ny vahoaka sy ny mpisorona, ny mpanompo sy ny tompony, ny mpanompovavy sy ny tompovaviny, ny mpividy sy ny mpivarotra, ny mpampisambo-bola sy ny mpisambotra, ary ny mpampanjana-bola sy ny mpandoa zanabola.+