Levitikosy 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Izay lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona, dia manitsakitsa-bady noho ny nakany ny vadin’ny namany.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy nanitsakitsa-bady sy ilay vehivavy nanitsakitsa-bady.+
10 “‘Izay lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona, dia manitsakitsa-bady noho ny nakany ny vadin’ny namany.+ Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy nanitsakitsa-bady sy ilay vehivavy nanitsakitsa-bady.+