Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+ Joba 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha nohaniko samirery ny sombi-mofoko,Ary tsy nihinana tamin’izany ny kamboty ray,+ Matio 25:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa noana aho dia nomenareo hanina.+ Nangetaheta aho dia nomenareo hosotroina. Nivahiny aho dia nampiantranoinareo.+
11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+
35 Fa noana aho dia nomenareo hanina.+ Nangetaheta aho dia nomenareo hosotroina. Nivahiny aho dia nampiantranoinareo.+