Ezekiela 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary raha mampitandrina ny olo-marina ianao mba tsy hanotany,+ ka tsy manota tokoa izy, dia ho velona tokoa izy satria efa nampitandremanao,+ ary ho voavonjinao koa ny ainao.”+
21 Ary raha mampitandrina ny olo-marina ianao mba tsy hanotany,+ ka tsy manota tokoa izy, dia ho velona tokoa izy satria efa nampitandremanao,+ ary ho voavonjinao koa ny ainao.”+