Hebreo 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+ 2 Jaona 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tandremo sao ho verinareo ny vokatry ny ezaka nataonay, fa mitandrema kosa mba hahazoanareo valisoa feno.+
38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+
8 Tandremo sao ho verinareo ny vokatry ny ezaka nataonay, fa mitandrema kosa mba hahazoanareo valisoa feno.+