Deoteronomia 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao mantsy izay rehetra manao ny tsy marina+ toy izany.