Isaia 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy. Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+ Asan’ny Apostoly 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nankany amin’izay tany Damaskosy+ aho aloha, ary avy eo nankany amin’izay tany Jerosalema+ sy eran’ny faritr’i Jodia ary tany amin’ny firenen-kafa,+ nitondra ilay hafatra hoe tokony hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra izy ireo ka hampiseho amin’ny ataony fa nibebaka izy.+
18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.
7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+
20 Koa nankany amin’izay tany Damaskosy+ aho aloha, ary avy eo nankany amin’izay tany Jerosalema+ sy eran’ny faritr’i Jodia ary tany amin’ny firenen-kafa,+ nitondra ilay hafatra hoe tokony hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra izy ireo ka hampiseho amin’ny ataony fa nibebaka izy.+