Salamo 51:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô,+Ary omeo toe-tsaina vaovao tsy miovaova.+ Jeremia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary lalana iray no hasaiko harahiny, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+
39 Fo iray no homeko azy ireo,+ ary lalana iray no hasaiko harahiny, mba hatahorany ahy foana. Amin’izay dia hahita soa izy sy ny zanany mandimby azy.+