FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 30:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Ataoko eo anatrehanao anio ny fiainana sy ny soa, ary ny fahafatesana sy ny loza.+

  • Ohabolana 8:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa izay tsy manana ahy kosa manao tsinontsinona ny ainy,+ ary izay rehetra te ho faty no mankahala mafy ahy.”+

  • Asan’ny Apostoly 13:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Fa niteny tamim-pahasahiana i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha ny tenin’Andriamanitra.+ Koa satria lavinareo+ izany ka mihevitra ny tenanareo ho tsy mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia hitodi-doha ho any amin’ny hafa firenena izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara