7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’
3 Aza manao toy ny fanaon’ny tany Ejipta, izay nonenanareo.+ Ary aza manao toy ny fanaon’ny tany Kanana, izay hampidirako anareo.+ Aza mitandrina ny lalàny,