12 “Efa reko ny fimenomenonan’ny zanak’Israely,+ ka teneno izy ireo hoe: ‘Hihinan-kena ianareo eo anelanelan’ny takariva roa,* ary ho voky mofo ianareo amin’ny maraina.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’”+
44 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+ Koa aza mandoto tena amin’ny biby mifanaretsaka, izay mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.