Nomery 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+ Salamo 95:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Momba azy ireo no nianianako tamin-katezerana hoe:+“Tsy hiditra amin’ny fitsaharako ireo.”+ Salamo 106:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo+Fa hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatiny,+
30 Na dia efa nanangan-tanana+ aza aho ka nianiana fa hanome anareo an’ilay tany nampanantenaiko, dia tsy hisy hiditra ao ianareo, afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+
26 Koa nanangan-tanana izy ka nianiana momba azy ireo+Fa hataony miampatrampatra any an-tany efitra ny fatiny,+