Nomery 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary ny zanakareo ho mpiandry ondry atỳ an-tany efitra+ mandritra ny efapolo taona, ka izy ireo no hizaka ny vokatry ny fijangajanganareo,+ mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+
33 Ary ny zanakareo ho mpiandry ondry atỳ an-tany efitra+ mandritra ny efapolo taona, ka izy ireo no hizaka ny vokatry ny fijangajanganareo,+ mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+