Jeremia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Dia nentiko tany amin’ny tany nisy saham-boankazo ianareo mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa teo aminy.+ Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko, ary nataonareo zava-maharikoriko ny lovako.+
7 “Dia nentiko tany amin’ny tany nisy saham-boankazo ianareo mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa teo aminy.+ Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko, ary nataonareo zava-maharikoriko ny lovako.+