FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka.

  • Daniela 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Misy Jiosy notendrenao hitantan-draharaha eto amin’ny faritanin’i Babylona,+ dia i Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Tsy niraharaha ny teninao anefa izy ireo, ry mpanjaka ô, ka tsy nanompo an’ireo andriamanitrao, na nivavaka tamin’ilay sarivongana volamena natsanganao.”+

  • Daniela 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary hoy i Nebokadnezara: “Hisaorana anie ny Andriamanitr’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego!+ Fa naniraka ny anjeliny+ izy hamonjy ny mpanompony, izay nitoky taminy+ ka tsy nety nanaraka ny tenin’ny mpanjaka fa vonona hamoy ny ainy, satria tsy nanaiky hanompo+ na hivavaka+ amin’andriamani-kafa afa-tsy ny Andriamaniny ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara