Levitikosy 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Izao ihany no tsy azonareo hanina, amin’ny biby mandinika sy mivaky kitro: Ny rameva, satria mandinika izy saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo izy.+ Levitikosy 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Ireto avy ny zava-maharikoriko aminareo amin’ny biby manidina,+ ka tsy tokony hohanina fa zava-maharikoriko: Ny voromahery,+ ny hitsikitsika mpihinan-trondro, ny vaotoro mainty, Levitikosy 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izany no nilazako tamin’ny zanak’Israely hoe: “Aza misy mihinan-dra ianareo,* ary tsy tokony hisy hihinan-dra+ koa ny vahiny monina eo aminareo.”+
4 “‘Izao ihany no tsy azonareo hanina, amin’ny biby mandinika sy mivaky kitro: Ny rameva, satria mandinika izy saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo izy.+
13 “‘Ireto avy ny zava-maharikoriko aminareo amin’ny biby manidina,+ ka tsy tokony hohanina fa zava-maharikoriko: Ny voromahery,+ ny hitsikitsika mpihinan-trondro, ny vaotoro mainty,
12 Izany no nilazako tamin’ny zanak’Israely hoe: “Aza misy mihinan-dra ianareo,* ary tsy tokony hisy hihinan-dra+ koa ny vahiny monina eo aminareo.”+