FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hidina aho+ ka hiresaka aminao eo.+ Ary hakako ny fanahy+ ao aminao ka hataoko ao amin’izy ireo. Hanampy anao hitondra ny vahoaka izy ireo, mba tsy ho ianao irery no hitondra izany enta-mavesatra izany.+

  • Isaia 63:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nahatsiaro ny andro fahiny ny olony sady nahatsiaro an’i Mosesy mpanompony, ka niteny hoe: “Aiza Ilay nitondra azy ireo niakatra avy tany an-dranomasina,+ niaraka tamin’ny mpiandry ny andian’ondriny?+ Aiza Ilay nametraka tao aminy ny fanahiny masina?+

  • Daniela 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Izany no hitako tao amin’ny nofiko, dia izaho Nebokadnezara Mpanjaka. Koa lazao ny hevitr’ilay nofy, ry Beltesazara ô, satria tsy nahalaza izany tamiko ny olon-kendry rehetra teto amin’ny fanjakako.+ Fa ianao kosa no mahalaza izany, satria ao aminao ny fanahin’ireo andriamanitra masina.’+

  • Daniela 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Noho izany, dia izao no heviny, ry mpanjaka ô, ary tsy maintsy hihatra amin’ny mpanjaka+ tompoko ny didin’ilay+ Avo Indrindra:+

  • Daniela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misy lehilahy mahay eto amin’ny fanjakanao, ary ao aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Tamin’ny andron’i Nebokadnezara Mpanjaka rainao, dia hita fa nanam-pahalalana sy lalin-tsaina izy, ary nanana fahendrena toy ny an’ireo andriamanitra, ka notendren-drainao ho lehiben’ny+ mpisorona mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny Kaldeanina ary ny mpanandro. Ny rainao mihitsy no nanendry azy, ry mpanjaka ô!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara