Jeremia 27:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+ Ezekiela 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Teny amin’ny sampany no nanaovan’ny voro-manidina rehetra ny akaniny,+ ary teo ambany rantsany no niterahan’ny bibidia rehetra.+ Nonina teo ambany alokalony ny firenena rehetra be mponina.
6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona+ sady mpanompoko,+ ireo tany rehetra ireo. Ary efa nomeko azy hatramin’ny bibidia mba hanompo azy.+
6 Teny amin’ny sampany no nanaovan’ny voro-manidina rehetra ny akaniny,+ ary teo ambany rantsany no niterahan’ny bibidia rehetra.+ Nonina teo ambany alokalony ny firenena rehetra be mponina.