Genesisy 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra misy voa famboly, eny, ny zavamaniry rehetra eny ambonin’ny tany manontolo sy ny hazo rehetra izay mamokatra voankazo misy voany.+ Aoka ho sakafonareo izany.+
29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra misy voa famboly, eny, ny zavamaniry rehetra eny ambonin’ny tany manontolo sy ny hazo rehetra izay mamokatra voankazo misy voany.+ Aoka ho sakafonareo izany.+