FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 115:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena,+

      Sady asa tanan’olombelona.+

  • Salamo 135:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena+

      Sady asa tanan’olombelona.+

  • Asan’ny Apostoly 17:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Koa satria naterak’Andriamanitra+ isika, dia tsy tokony hihevitra an’Andriamanitra+ ho tahaka ny volamena na volafotsy na vato, na tahaka ny sokitra vitan’ny fahaizan’olombelona sy ny fahiratan-tsainy.+

  • Apokalypsy 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny sisa tamin’ny olona tsy matin’ireo loza ireo anefa dia tsy nibebaka tamin’izay nataon’ny tanany,+ fa mbola nivavaka ihany tamin’ny demonia+ sy ny sampy volamena sy volafotsy+ sy varahina sy vato ary hazo, izay tsy afaka mahita na mandre na mandeha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara