8 Dia hoy ireo: “Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny.” Koa hoy i Josefa: “Tsy Andriamanitra ve no mahalaza ny hevitry ny nofy?+ Mba tantarao amiko kely ilay izy.”
28 Misy Andriamanitra anefa any an-danitra, izay Mpampiharihary zava-miafina.+ Izy no mampahafantatra amin’i Nebokadnezara Mpanjaka ny zavatra hitranga any am-parany.+ Izao ilay nofinao sy ireo fahitana hitanao tamin’ianao tao am-pandriana: