-
Daniela 5:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Misy lehilahy mahay eto amin’ny fanjakanao, ary ao aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Tamin’ny andron’i Nebokadnezara Mpanjaka rainao, dia hita fa nanam-pahalalana sy lalin-tsaina izy, ary nanana fahendrena toy ny an’ireo andriamanitra, ka notendren-drainao ho lehiben’ny+ mpisorona mampiasa herin’ny maizina sy ny mpila hevitra amin’ny maty sy ny Kaldeanina ary ny mpanandro. Ny rainao mihitsy no nanendry azy, ry mpanjaka ô!
-