Salamo 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hisaotra an’i Jehovah mandrakariva aho,+Ho eo am-bavako foana ny fiderana azy.+ Romanina 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifalia amin’ny fanantenana.+ Miareta fahoriana.+ Mahareta amin’ny vavaka.+