FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nikaon-doha daholo ny olom-panjakana ambony eto amin’ny fanjakana sy ny mpiadidy sy ny lehibem-paritany sy ny lehiben’ny tandapa ary ny governora, mba hamoahana lalàm-panjakana+ ka hampanan-kery an’izao fandrarana izao: Izay manao fangatahana ato anatin’ny telopolo andro, na amin’andriamanitra izany na amin’olona, afa-tsy aminao ihany, ry mpanjaka ô, dia hatsipy ao an-davaky ny liona.+

  • Daniela 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nanome baiko ny mpanjaka, dia nalaina ireo lehilahy niampanga an’i Daniela+ ka natsipy tao an-davaky ny liona,+ niaraka tamin’ny vady aman-janany.+ Tsy nipaka tamin’ny fanambanin’ilay lavaka akory izy ireo dia efa norambasan’ny liona, ka nopotipotehiny daholo ny taolan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara